Teny iditra | loha vaniana | |
Singan-teny | loha ; vaniana | |
Sokajin-teny | kambanteny | |
Fanazavàna teny malagasy | Faritra eo anelanelan' ny voa sy ny taolan-tehezana [1.1] | |
Ohatra | Otrikaretina maharitra ela, indrindra ny aretina manaintaina eo amin'ny lohavaniana
[2.424] | |
Voambolana | Haiaina | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/05/19 |